Vao avy namely an'i Madagasikara ny rivo-doza tropikaly Binziga, nahafaty olona enina ary namela olona 7500 tsy manan-kialofana. Kanefa dia mbola mifantoka amin'ny fiverenan'ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ihany ny sain'ny maro, izay nanao fanambarana ary niresaka nandritra ny fihaonany tamin'ny mpanao gazety tany Johannesburg ny alakamisy 17 Febroary 2011. Miteny izy fa hiverina an-tanindrazana taorian'ny sesintaniny tany Afrika Atsimo. Tsy maintsy nitsoaka Ravalomanana tamin'ny 2009 ary na dia voasazy higadra an-tranomaizina aza izy, dia nanapa-kevitra ny hody eto Madagasikara. Ny fikasany hody an-tanindrazana ny 18 Febroary dia nosakanan'ny dia nosakanan'ny manampahefana eny amin'ny seranam-piaramanidin'i Madagasikara izay namoaka filazana fa persona non grata ilay filoha teo aloha.
(Ny fihetsik'i Ravalomanana nandritra ny fihaonan'ny tamin'ny mpanao gazety taorian'ny nanakanana azy tsy hiainga)
http://www.youtube.com/watch?v=7yGJiZ54-sc
(an'arivony ireo vahoaka nivory teny amin'ny seranam-piaramanidina hitsena ity filoha teo aloha ity)
Ireto misy fihetsehim-po sasany tao amin'ny Twitter nandritra ny fotoana nampisongadina ny vaovao mikasika ny fikasany hody an-tanindrazana ity:
[Fanamarihan'ny Mpamoaka: tsara ny manamarika fa marobe ny vaovao tao amin'ny twitter mikasika ity foto-dresaka ity izay tsy voamarina sy nohadihadiana noho ny tranga mbola manjavozavo. Ohatra, maro ireo mpampiasa no nilaza fa efa any amin'ny seranam-piaramanidina ny filoha teo aloha Ravalomanana ary mbola mikiry ny hiakatra ihany]
tomavana To mavana[Coïncidence?] annonce retour Ravalomanana #Madagascar & enquête parquet Sud-Af ‘tentative de recruter des mercenaires’ http://bit.ly/hP5Fzk[Kisendrasendra?] filazana ny fiverenan'i Ravalomanana #Madagascar & fikirizan'ireo mpitsara Af Atsimo hanakarama mpikamara’ http://bit.ly/hP5Fzktomavana To mavana‘sûr et certain #Ravalomanana sera de retour à #Madagascar ce samedi 19.02'~sénatrice Naika Eliane au téléphone avec @NRakotoarson
‘mino sy mahatoky fa #Ravalomanana hiverina any #Madagascar ny Asabotsy 19.02'~ny loholoha Naika Eliane tao amin'ny finday niaraka tamin'i @NRakotoarson
hery hery[blaogy.com] Raha hody Ravalo: IZay izany no vaovao farany tamin'ity herinandro ity dia ny… http://goo.gl/fb/QXuzy
tananews tananews
par heryVidéo de la conférence de presse de Marc Ravalomanana http://www.tananews.com/?p=14799
Lahatsarin'ny fihaonan'i Marc Ravalomanana tamin'ireo mpanao gazety http://www.tananews.com/?p=14799
iceclubmada ICE Club Madagascar[ICE member blog] Hiverina an-tanindrazana ny Asabotsy i Marc Ravalomanana: Androany ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana dia… http://bit.ly/eDtjrBtomavana To mavana‘Ny fiverenan'i Ravalomanana any #Madagascar no kodiakely faran'ny lehilahy very fanantenana'~Thomas Wilson, mpanadihady any #Africa http://bit.ly/hhDYao
topmada TopMada.comRetour Ravalomanana Conférence Live + Video sur http://www.topmada.com/ ou http://www.livestream.com/madagascardemocracy #madagascar
Ny fiverenan'i Ravalomanana – Fidinihana mivantana + Lahatsary ao amin'ny http://www.topmada.com/ na http://www.livestream.com/madagascardemocracy #madagascar
tomavana To mavanaTsy nisy fe-potoana nomena ny filoha Malagasy teo aloha handao #SouthAfrica http://bit.ly/epZfC0 #Madagascar http://ff.im/y8vzO
GTTIntl GTT InternationalLe plan de retour de #Ravalomanana a #Madagascar est ficelé, wait and seeGTTIntl GTT InternationalEfa vonona ny tetika hiverenan'i #Ravalomanana aty #Madagascar , ho hita ny tohinyGTTIntl GTT InternationalKung-Fu, réservistes, volontaires , militaires, la sécurité de #Ravalomanana sera assuré samediKung-Fu, miaramila menazavana, mpirotsaka an-tsitrapo, miaramila, #Ravalomanana
ho voatandro ny filaminana amin'io Asabotsy iotomavana To mavana‘hatosik'ireo fihetsiketsehina mpomba ny #democracy eran-tany’ nanapa-kevitra ny ‘hiverina’ any #Madagascar http://bbc.in/gZvLQ2 ny filoha teo aloha RavalomananaRatsara Jérôme#Wikileaks 2010-02-11 : Gompertz (..) “Mazava ho azy fa foto-dresaka manahirana” an'i Frantsa i #Madagascar http://bit.ly/gM4ZT8
tandriamirado Thierry Andriamirado
par barijaonaVrai, ambassade? RT @streetrover: Midi #Madagascar : l’ambassade @USMadagascar félicite la décision de Marc Ravalomanana http://ow.ly/1s3wlg ( naotin'ny mpamoaka: Tsy voamarina ity fampahalalam-baovao ity ary tsy nipoitra tao amin'ny rohy navoaka)hery hery#Madagascar Primature bloquer les pistes d'aerodromes locaux avec des futs remplis d'eau [Sakanana amin'ny alalan'ny barika feno rano ny fitodian'ny fiaramanidina rehetra] http://www.madatimes.com/images//1communication.pdfhery heryLa primature invite ses siens à bloquer la piste d'Ivato avec des futs remplis d'eau http://www.madatimes.com/images//1communication.pdftomavana To mavanaJoaquim Chissano endosse la ‘feuille de route’ de sortie de crise #Madagascar du Dr Leonardo Simão, au nom de la #SADC http://bit.ly/dROVNshery heryHmmm ezahina hosakanna hono ny fiaramanidina avy any Afrika atsimo amin'ny asabotsy? Ka raha tsy avy any izy no miditra lollHmmm, tsy misy afaka mipetraka aty an-toerana ireo fiaramanidina avy any Afrika Atsimo ny Asabotsy?. Ary ahoana raha tsy mihainga avy any amin'io firenena io izy lollGTTIntl GTT InternationalSi vous ne pouvez pas accueillir le Président #Ravalomanana, signez cette pétition http://bit.ly/f6jB2l pour le soutenir dans son actionRaha tsy afaka hitsena ny Filoha Ravalomanana # ianao, soniavo ity fanaovan-tsonia ao amin'ny aterineto ity http://bit.ly/f6jB2l mba hanohanana azy amin'ny zavatra ataony
USMadagascar USEmbassy-Madagascar
Ahoana ny fampiroboroboanao ny fiovana demokratika amin'ny fomban'olontsotra? ahoana ny fampiroborobo ny fiovana/fanovana demokratika eo @ tsi1/1?