Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

15 Febroary 2011

Tantara tamin'ny 15 Febroary 2011

Ukraine: Manampy Amin'ny Fampanarahana Fitsipika ny Polisy An-Dalambe ny YouTube

Tetyana Bohdanova mitatitra ny fomba fampiasàn'ny Okrainiana ny Aterineto mba hamakiana bantsilana ny fandikan-dalàna ataon'ireo polisy mpandrindra fifamoivoizana.

Sakànan'i Bahrain ny Pejy Youtube sy ny Hafa koa

Eo anatin'ireo hetsi-panoherana ao Manama renivohitr'i Bahrain izay nitarika taminà fisamborana olona maherin'ny 200 sy namoizana aina iray raha kely indrindra, ny fijoroana vavolombelona dia milaza fa nijabahan'ny governemanta  ny vohikala, nanakanany ny fidirana amin'ny vohikala toy ny pejy sy lahatsary Youtube, izay heverina fa ny lahatsary mivantana alefan'ny vohikala ...

Afovoany Atsinanana: Fanarahana maso akaiky kokoa ny Fitroatr'i Tonizia

Raha manohy miatrika ireo zava-nitranga nihazakazaka be tao anatin'ny andro vitsy lasa izay nahitàna ny fialàn'i Zine El Abidine Ben Ali sy ny fitsoahany an'i Tonizia ry zareo Toniziana, ny mpitoraka bilaogy Arabo kosa mizara ny eritreriny sy ny fandinihany mikasika ny fitroatry ny Toniziana ary ny dikan'izany eo amin'ny...