07 Febroary 2011

Tantara tamin'ny 07 Febroary 2011

Ejipta: Miarahaba Firenena Iray Vaovao

Manonofy hoavy tsaratsara kokoa ry zareo Ejiptiana, ary ho an'ny maro dia efa an-dalam-pahatanterahana izany nofinofy izany.Ao anatin'ity lahatsoratra ity, rentsika avy amin'ireo Ejiptiana mpitoraka bilaogy ny fahatsapana ho toy ny mahita fahaterahana firenena vaovao, dia ny firenena izay nandrasan-dry zareo hatry ny ela.

07 Febroary 2011

Venezoela: Miakatra ny tranganà Kôlera

Nandritra ny fampakarambady iray natao tany amin'ny Repoblika Dominikana, nisy vondron'olona Venezoelana nahitàna valan'aretina Kôlera taorian'ny fihinanana sakafo voaloton'io aretina io. Raha 13 ireo trangatamin'ny voalohany dia nitombo be izany tao anatin'ny andro vitsy monja; ireo tatitra farany dia miresaka ny olona 135 efa nahazo fitsaboana noho ity Kôlera ity.

07 Febroary 2011

Ejipta: Manonofy Ampitso Tsaratsara kokoa

Raha miditra indrindra amin'ny andro faha-12 ny hetsika ao Ejipta, manomboka mihakivy ny sasany, saingy ny hafa kosa mbola manana fanantenana betsaka ny amin'ny hahitam-bokatra tsara. Ao anatin'ity lahatsoratra ity, mizara ny nofinofin'ireo Ejiptiana izahay.

07 Febroary 2011