- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara : Mba azonao atao sariitatra koa ve ny fanaovan-gajety?

Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Media sy Fanoratan-gazety, Mediam-bahoaka, Teknolojia, Zavakanto & Kolontsaina

Ny mpiblaogy Bunmi (monina any Etazonia) no mitatitra fa i ‘Madagascar’ izay sangan'asan'i Bastien Dubois [1] dia isan'ireo lahatsaritatra voafantina hifaninana amin'ny Oscar 2011, taranja sariitatra fohy (ndlr. fifaninanana sarimihetsika vovònana izay tanterahina isan-taona any Amerika).