Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Rosia: Tetikasa Ushahidi mitatitra ny olan'ny Ririnina Rosiana

“Sarintanim-panampiana ho an'ny Ririnina Rosiana” (Holoda.info), tetikasa iray vaovao ho fitrandraham-baovao avy eny ifotony, no natomboka napetraka tao Rosia mba hitaterana ny olan'ny vahoaka tratry ny hatsiaka mamirifitry. Ny masoivohom-baovao  RIA Novosti mitatitra [RUS] fa ny tanjon'ny vohikala dia ny hitondra fanentanana mikasika ireo olona miaritra ny tsy fisian'ny fitaovana fanafànana na rafitra hafa ho fanohanana any Rosia, sy ho fanamoràna ny fifanampian'ny rehetra. Ny tetikasa dia natombok'ilay vondrona mpanolo-tena an-tsitrapo iray izay tany am-piandohana dia nandefa ny “Sarintanim-panampiana”, sehatry ny Ushahidi [ENG] noho ny doroala Rosiana (Russian-fires.ru).

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.