Tantara tamin'ny 03 Janoary 2011
Hongria: Ice-T sy ny lalàna Hongroa vaovao mifehy ny Media
Marietta Le dia mitatitra ny fisian'ny fanadihadiana atao amina foibena fampielezam-peo iray nandefa hiran'ilay mpiangaly gadona rap Ice-T ataon'ny National Media and Infocommunication Authority (Manampahefana miandraikitra ny Fampahalalam-baovao sy ny Fifandraisana) any Hongria.
Tonizia: Voatafika nandritry ny hetsi-panoherana ilay mpanao gazety Nebrass Hedhili
Nanoratra i Nawaat fa niharan'ny herisetra ara-batana ilay mpanao gazety Nebrass Hedhili, polisy tsy nanao fanamiana no nahavita izany tao afovoan'i La Chebba(fr). Manavao matetika ny feon-gazety mikasika ny hetsi-panoherana...