Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

14 Desambra 2010

Tantara tamin'ny 14 Desambra 2010

Sahara Andrefana: Mitarika resabe ny ampamoaka nataon'ny Wikileaks

Mitohy mameno ny tontolon'ny fitorahana bilaogy ny fanehoan-kevitra nateraky ny telegrama diplaomatika naparitaky ny tranonkala Wikileaks. Niteraka fanamarihana vitsivitsy ny ampamoaka manodidina ny fifandirana ao Sahara Andrefana.

Venezoela: Fijery sy fisainana mikasika ny fandrindràna ny Aterineto

Androany (14 Desambra), ny Antenimieram-pirenena Venezoeliana dia hiady hevitra mikasika ny fanavaozana ny rafi-pirenena momba ny fifandraisan-davitra, tafiditra anatin'izany ny fametrahana Toeram-Pidirana amin'ny Tambajotra, ny fanaraha-maso ny vontoaty rehetra ifampizaràna eo anaty aterineto, ary ny fandraràna sasantsasany amin'ny karazana vontoaty (filàna ara-nofo, herisetra, ary ireo "maneho fitondrantena tsy mendrika"). Raha...

Adihevitra mikasika ny Modely Sinoa

Nitsidika an'i Sina ny Praiministra Britanika David Cameron tamin'ny volana lasa teo. Rehefa vitany ny lahateniny tao amin'ny Anjerimanontolon'i Peking dia nisy mpianatra nanontany azy hoe inona no azony notsoahina tamin'i Sina. Niteraka adihevitra mafana tamin'ireo mpitoraka bilaogy sy ny olona manam-pahaizana any Sina ny tantara. Ka inona marina ary...