Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

12 Desambra 2010

Tantara tamin'ny 12 Desambra 2010

Nahazo ny Mari-pankasitrahana Voalohany ho an'ny Fanaovan-gazetim-paritra ny HiperBarrio

Rising Voices

Ny HiperBarrio avy any Colombia no nahazo ny First Community Journalism Award in Municipality of Medellín by Antioquia University (Mari-pankasitrahana Voalohany ho an'ny Fanaovan-gazetim-paritra tao Medellin ary avy amin'ny Anjerimanontolon'i Antioquia) tamin'ny sokajy Sehatra Mendrika indrindra anaty Tranonkala raha samy Vondrom-piarahamonina. Asongadin'ny Anjerimanontolon'i Antioquia. Hahazo 6 tapitrisa pesos Kolombiana ihany...