Tantara tamin'ny 11 Desambra 2010
Shina: Tsy misy “seza foana” nahazo alalana hiseho aterineto

Tsy afaka nanatrika ny lanonana Loka Nobel ho an'ny Fandriampahalemana tany Oslo, Norvezy, natao omaly i Liu Xiaobo sy ny vadiny. Nanokana “seza foana” (tsy misy olona) ihany ny Komitin'ny...