- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fanampiny momba ny fanenjehana ara-politika eto Madagasikara

Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Fitantanam-pitondrana, Politika, Vaovao Mafana, Zon'olombelona

Fanazavana lavalava ihany no nosoratan'ny mpamaham-bolongana Alain Rajaonarivony momba ny fisamborana mifandraika amin'ny raharaha politika vao nitranga [1] teto Madagasikara (fr). Mitantara ny fandehan'ny fisamborana [na fisavana ny trano] nahazo azy ireo [2] ny havana akaiky an'i Raymond Ranjeva sy ny zanany vavy. Eto moa misy fanangonan-tsonia manameloka izao fanenjehana azy ireo izao [3] (fr) [ho avy ny lahatsoratra lava].