- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Mihamaro ny mpanao gazety misy midaroka

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Rosia, Fahalalahàna miteny, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Vaovao Mafana, Akon'ny RuNet

Igor Podgorny no mitatitra [1] ny nidarohana an'i Sergey Mikhailov, mpanao gazetin'i Saratov, izay nitranga ny 5 Novambra 2010. Kommersant koa manoratra [2] ny nidarohana an'i Anatoliy Adamchuk mpanao gazety avy ao an-tanànan'i Zhukovskiy (faritra Moskoa) sady mpiaro ny  alan'i Khimki . Tamin'ny 7 novambra 2010 moa i Adamchuk no nisy nidaroka.