- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Maorisy: Vakio ny tontolom-bolongana maorisiana

Sokajy: Afrika Mainty, Maorisy, Media sy Fanoratan-gazety, Mediam-bahoaka, Teknolojia

Fantaro sy vakio miaraka amin'ny Mauritius Blog Tracker [1] ny bolongana, lahatsary sy sary ary ny valan-tserasera Maorisiana [izay tsy famakintsika eto matetika loatra].