- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria: Ohabolana Haosà ao anaty tontolom-bolongana

Sokajy: Afrika Mainty, Nizeria, Fiteny

Karin Magana dia bolongana iray miompana amin'ny ohabolana Haosà [1]: “Elaela aho izay no namaham-bolongana tao amin'ny Karin Magana, bolongana iray miompana amin'ny ohabolana Haosà. Hatramin'izay fotoana izao dia eo ho eo amin'ny 600 eo ny ohabolana tafavoakako ao amin'io bolongana io. Miezaka moa aho ny hanampy hatrany isan'andro ny isan'ny ohabolana ao.”