Nizeria: Ohabolana Haosà ao anaty tontolom-bolongana

Karin Magana dia bolongana iray miompana amin'ny ohabolana Haosà: “Elaela aho izay no namaham-bolongana tao amin'ny Karin Magana, bolongana iray miompana amin'ny ohabolana Haosà. Hatramin'izay fotoana izao dia eo ho eo amin'ny 600 eo ny ohabolana tafavoakako ao amin'io bolongana io. Miezaka moa aho ny hanampy hatrany isan'andro ny isan'ny ohabolana ao.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.