- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara: Voasingotra amin'ny fanondranana andramena tsy ara-dalàna ny Filoha

Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Politika, Tontolo_iainana

Wild Madagascar no nampakatra lahatsary [1] navoakan'ny Global Witness (Vavolombelona Ankapobeny) sy ny Environmental Investigation Agency (Sampana mpanadihady momba ny Tontolo iainana) ahitana fa voasaringotra amin'ny fanondranana tsy ara-dalàna andramena (bolabola) ny filohan'ny [Fahefana Avon'ny Tetezamitan’] i Madagasikara Andry Rajoelina.