- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Rahona mainty manambana ny tanànan'i Teheran

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Iràna, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

Sangany amin'ireo blaogin-tsary Iraniana i Kosoof, izay manapariaka saripika: rahona mainty manambana ny tanànan'i Teheran [1]. Feno rahona ny tranoko, hoy izy ao amin'ny blaoginy.