- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Sarimihetsika mandiso ny fijery an'i Afrika

Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Sarimihetsika, Zavakanto & Kolontsaina

Africa is a Country no miresaka ilay sarimihetsika Madagascar amin'ny fomba fijery an'i Afrika anaty sarimihetsika [1]: “Tsy mila mandinika lalina akory dia hahita fa fomba fitantara-na mpanjanatany (ilay sarimihetsika) Madagascar. Ny Tandrefana no lazaina fa maridrefy, ary i Afrika kosa lazaina ho saovazy [dia] sy vahiny [exotique] mba hanasongadinana ny hevitra fa ny an'ny tandrefana no manara-penitra.”