Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

01 Oktobra 2010

Tantara tamin'ny 01 Oktobra 2010

Mozika: Rakikira mampiray ireo mpanakanto nahilika sy nosivanina

Listen to the Banned [Henoy ireo voasakana] dia rakikira mampivondrona ireo mpanao mozika izay nahilika, nosivanina na naiditra an-tranomaizina noho ny mozika ataony. Ahitàna ireo mpihira avy any Afghanistan, Cote D’Ivoire, Irana, Israely, Libanona, Pakistana, Palestina, Sodana, Tiorky, Uighurstan sy Zimbabwe.

Hanoi dia nisambotra ilay mpitoraka bilaogy Pham Minh Hoang noho ny fanehoany am-pilaminana ny fijery politika ananany

Lahatsoratra nosoratan'i Trinh Nguyen ary nivoaka tao amin'ny Advocacy tamin'ny 29 Septambra 2010. Fampidirana avy amina fanasana bilaogy iray an'i Trinh Nguyen , mpikambana ao amin'ny Viet Tan izy ity. Viet Tan dia vondrona iray mpandàla ny demokrasia ahitana mpikambana avy ao Vietnam sy maneran-tany. Viet Tan dia mametraka ho...