- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Porto-Rico: Esheky maty

Sokajy: Amerika Latina, Pôrtô Rikô (Etazonia), Fanabeazana, Tanora

Naneho hevitra ao amin'ny Sin mordazas [1] [ES] ny mpahay tantara sady mpamaham-bolongana Ivonne Acosta tamin'ny fandrarana ny filalaovana esheky any amin'ny sekolim-panjakana navoakan'ny minisiteran'ny fanabeazana any Porto-Rico, sy ny fandavan'ny minisitry ny ny fanabeazana izany filazana izany rehefa nitroatra ny olona.