- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

USA sy GhanĂ : Izay mainty fihodirana to-teny indrindra eo anivon'ny serasera “Twitter”

Sokajy: Afrika Mainty, Amerika Avaratra, Etazonia, Ghana, Fanatanjahantena, Media sy Fanoratan-gazety, Mediam-bahoaka, Mozika, Zavakanto & Kolontsaina

Ny mpiblaogy Abena dia manolotra rohy mitondra any [1] amin'ny lisitr'ireo “mainty fihodirana 100 izay to-teny indrindra eo anivon'ny serasera “Twitter” [2]“. Somary kivy anefa izy raha nahita fa toa anarana faheno amin'ny tontolon'ny fampisehoana avokoa ny ankamaroan'ireo voatonona ao.

Are black men with the most impact on the planet likely to be rappers and sportsmen?

“Dia ireo mpihira rap sy mpanao fanatanjahantena izany no mainty fihodirana to-teny indrindra manerana izao tontolo izao?”

hoy izy manontany.