- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shili: Noravan'ny polisy ny famelarana ny saina Mapuche nandritra ny faharoanjato taona

Sokajy: Amerika Latina, Shily, Ady & Fifandirana, Fahalalahàna miteny, Tantara, Teratany

Mizara lahatsary avy amin'olo-tsotra [1] nahitana toa-javatra nitranga nandritra ny  fankalazana ny faharoanjato taonan'ny fahaleovantena [2] i Montserrat Nicolas; Asehon'ny lahatsary ary ny fomba nandravan'ny polisy ny famelarana ny  Saina Mapuche [3] sy ny fisamborana ireo nandray anjara tamin'izany fihetsika saiky hamelatra ny saina Mapuche izany. Naotin'ny mpandika : Ny Mapuche moa no vazimban'i Shili miaraka amin'ny Rapa Nui izay mponina any amin'ny Nosin'i Paska.