Azia Atsimo: Ireo mpitoraka blaogy miresaka ny ‘Andro fandoroana Korany’
Dikandahatsoratra
Ny tantara nanintona ny sain'ny olona eran-tany tamin'iny herinandro lasa iny dia ny andro Fandoroana Korany nolazain'ilay pastora Amerikana Terry mba hanamarihana ny tsingerin-taonan'ny fanafihana tamin'ny 11 Septambra 2001. I Terry Jones dia mitarika ny Dove World Outreach Center any Gainesville,Florida, izay nahazo laza nandritra ny faramparan'ny taona 2000 tamin'ny nanehoany ampahibemaso ny fanakianana ny finoana Silamo. Na dia maro aza, anisan'izany ny Filoha Obama, no nanakiana ity hetsika ity , niroso ihany tamin'ilay fandaminany i Pastora Jones ary mbola niteraka adihevitra ihany mandra-pilàzany ny fanafoanana tamin'ny 9 Septambra 2010.
Nandray anjara tamin'ity adihevitra ity ireo mpitoraka blaogy eran-tany ary vondrona Facebook tia itony no tena nampiakatrakatra ny maripàna. Niady hevitra mikasika izany ihany koa ireo mpitoraka blaogy any Asia Atsimo ary hijery hevitra vitsivitsy avy any amin'izy ireny isika:
Bhutan:
Manoratra i Passu:
Manadala ny sain'ny vahoaka antapitrisany eran-tany ny feo tokan'ny Pastora Jones avy amina kangregasiona kely misy olona 50 eo ho eo mpanaraka azy any Florida . [..]
Tany amin'ny Sekoly Ambaratonga ambonin'ny Drukgyel aho rehefa nianjera ny Tilikambo Kambana, izay nahatonga ny ady tany Afghanistan; sivy taona androany dia maro ireo olona namoy ny ainy ary inona no azontsika? Tokony hisy fomba tsara kokoa ho enti-mahatsiaro ny 9/11!
Bangladesh:
Manontany i Asif ao amin'ny blaogy Unheard Voice:
Ito misy fanontaniana tokony ho eritreretina….amin'izao fotoana maha-vonona pasitoram-piangonana iray handoro ny Korany izao, tsy maninona ve ny mieritreritra ny Kristiana rehetra ho tahaka ny toka-maso tsy mahalala afa-tsy ny mandoro Korany — mitovy amin'ny fanaovan'ireo antoko ankavanan'ity firenena ity vosoboso-dratsy ny finoana Silamo?
Arakaraky ny fanakaikezan'ny 9/11, manao resabe momba ity adihevitra ity ny media. 6 taona izao no nandaozako ity firenena ity fa isaky ny tonga aty aho dia manontany tena foana amin'ny fanohizan'ny politika sy ny tontolon'ny media ny fandranitana miharo hadalàna fanaon'ny Elatra Ankavanana. Sarah Palin, ny zanany, ny pastora, ry Sean Hannitys erak'izao tontolo izao no toa mifehy ny onjan-drivotra.
Milaza ity fitarihan'ny pasora ity ho tsy Kristiana ireo mpitoraka blaogy any ampielezana, Jerome D'Costa. Manana fanamarihana vistivitsy momba ity fandaharan'asa fandoroana Korany ity izy:
- Ny fitondran-tenan'ilay Pastora sy ireo mpikambana ao amin'ny fiangonany dia tsy vitan'ny hoe tsy Kristiana fotsiny fa sady sain-jaza maroroka no hadalana miaro tsinjaka.
- Ny zavatra ataon'ity Pastora tsy ampy saina ity dia fitarihana ho any amin'ny herisetra.
- Mbola mametraka ny tenany ho ambany noho ireo Silamo mahery fihestika ireo izy.
- Miaina amina faritra mihiboka voaaro any U.S.A. ny Pastora Jones ka mahazo an'eritreritra mihitsy ny fiainan'ireo Kristian vitsy an'isa any amin'ireo firenena Silamo. Tsy tsapany fa ny fihetsika kely ataony noho ny fankahalany sy ny fitiavany hamaly faty dia mety hankamin'ny herisetra hiantraika amin'ireny olona tsy manantsiny any ireny.
- Tsy hisy fiantraikany amin'ireo Silamo mahery fihetsika ny fandoroana ny Korany.
Mampitandrina ilay mpitoraka blaogy:
Raha manatanteraka io zava-kinasany io i Rev. Jones, tsy manan-jo hitonona ny tenany ho pastora Kristiana izy. Izany no karazan'olona mitondra fanalam-baraka ho an'ny maha-Kristiana sy ny maha pastora amin'ny fanomezana laka ny tenany sy ireo antony manosika azy manokana.
Pakistan:
Kalsoom ao amin'ny CHUP! – Changing Up Pakistan dia manontany ny Pastora Terry:
Miala tsiny aho, Pastora. Fa tena inona marina no tena hivavahanao? Ho an'ireo pitiny kely monjan'ny fahasalamana ara-tsaina ve? Ny fifandeferana, izay sady ambara ao amin'ny Baiboly sy ny Korany?
Manohy ihany ilay mpitoraka blaogy:
Mitovy tamin'ilay adihevitra mikasika ny Park 51 “Ground Zero Mosque”, ny fiangonan'i Florida dia mandoko ny “Tontolon'ny Silamo” – fiteny kivazivazy sy alaina sary an-tsaina – miaraka amina borosy voasokitra amin-bato tokana. Ary ny vokatry ny hetsika tahaka izany dia tena goavana sy henjana. Nefa, mifanindran-dàlana amin'izany, ny fandinihana somary mampisalasala avy amin'ny media homentsika ny Pastora Jones sy ny fiangonany, arakaraky ny fiakaran'ny eo ampelan-tanan'izy ireo no hampiakatra ny adihevitra mikasika ny fahatahorana mafy ireo Silamo sy ny toy izany any Amerika. Fihodikodinana tsy misy farany sy mampidi-doza ity.
Na dia izany aza dia manakiana ireo Silamo amin'ny fihetsika tafahoatra nataond-dry zareo ho fanoherana i Raza Habib raza ao amin'ny Pak Tea House:
Ny zavatra tena manahirana ahy dia misondrotrondro-poana amin'ny tranga tahaka izao isika Silamo. Ankoatra ny fahalalana mazava ireo fetran'ny governemanta Amerikana dia manana ity fahazarana maneho ny fahatezerana diso tafahoatra sy ratsy izay mampitroatra ny hafa ity na dia ny Silamo sasany nahita fianarana aza.
Sri Lanka:
Manoratra The Abyss:
Ho anareo izay mandray anjara amin'ity hetsika eran-tany ity, manahy mafy ny amin'ny fahasalaman'ny sainareo aho. Mihevitra ve ianareo fa ny fandoroana boky dia hampiverina ny fotoana ka hamonjy ireo aina rehetra ireo? Mihevitra ve ianareo fa tsy nitranga ireny zavatra ireny raha tsy nisy ireo boky ireo? Marina mafy. [..]
Ny zavatra ataonareo dia mety tsy hitondra na inona na inona afa-tsy ny hatezeran'ireo izay tsy nanana antony hitànana lolom-po taminareo tany aloha. Hiteraka olana maro hafa noho izay efa nananareo taloha ianareo, ary dia noho ireo hetsika adala rehetra tahaka ny fandoroana ny Korany. Tsy ny fivavahana no homena tsiny noho ireo zava-nitranga ny 9/11. Tsy noho ireo mpanaraka ihany koa. Fa ireo mpitarika fivavahana ‘extremistes’ izay namily ny tenin'ny Koran hivoaka ny fetra, ary ao ambanin'ny fitarihan-dàlana diso ataon'ny lehiben'izy ireo hamotika anao. Izy ireo no tokony homena tsiny, izany no tena ‘fundamentalism’ (fandikàna sy fitompoana amin'ny teny fantatra). Fa tsy ny Korany.
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...