Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

09 Septambra 2010

Tantara tamin'ny 09 Septambra 2010

Sehatr'asa-Cyber nokarakarain'ny Biblioredes natao tao amin'ny Twitter

Ny 10 Aogositra, sehatr'asa-cyber naharitra ora no nokarakarain'ny Biblioredes, tambajotra-na tranombokim-bahoaka Shiliana. Ilay sehatr'asa-cyber dia nampiatranoina tao amin'ny Twitter ary nametrahana ny tenifototra #biblioteca (#library) ho lohahevitra ironana manerantany anatina raharaha ora iray monja. Ilay hetsika dia nikendrena nikendrena ny hampakarana ny mombamomba ireo trano famakiam-boky ho toy ny sehatra...