Kambodza: Mihamanakaiky ny BarCamp Phnom Penh 2010
Dikandahatsoratra
Ny BarCamp Phnom Penh 2010, izay ho tontosaina ny 25 ka hatramin'ny 26 Septambra, dia manantena handray 1.000 zo ho eo amin'ireo mpandàla mavitrika ny IT (Teknolojian'ny Informatika). Ao amin'ny Barcamp official press release, dia mampiseho ny tanjona amin'ity hetsika ity ny iray amin'ireo mpikarakara ity “fihaonana tsy manana endrika kaonferansa*” ity:
“Ny hevitra dia ny hitondrana ireo olona rehetra mitovy hevitra mba ho vavolombelon'ny hatsaràn'ny BarCamp. Izao no fotoana sady mampalalaka ny vahoaka hizara no hizaràna ihany koa. Tsy afaka miteny ny fivoaranao aorian'ny fandraisanao anjara amina hetsika tahaka izao ianao nefa afaka miteny aho fa tena manaraka tokoa ny fepetrany ianao, hahita fientanentanana amin'ity hetsika ity ianao. Ary tsotra ny fepetra : ny fandraisana anjara.”
Tohizan'i Samsokrith amin'ny fanazavana ny firafitry ny BarCamp izany:
Ny fiasan'ny BarCamp dia tsotra. Raha manana lohahevitra ianao, ary te-hampahafantatra na hiady hevitra mikasika izany, avoahy ao amin'ny fàfana fanolorana ery amin'ny mpandrindra izany lohahevitra izany ary avy eo homena efitrano sy fotoana hanaovana ny fampahafantaranao na ny fiadian-kevitra miaraka amin'ireo mpandray anjara ianao.”
Ity BarCamp Phnom Penh 2010 ity no hetsika fahatelon'ny BarCamp tany Kambodia hatramin'ny 2008. Tamin'ireo taon-dasa, mpitoraka blaogy maro, vondrona tsy mitady tombontsoa sy ireo fianakaviamben'ny mpandraharaha no nanome fanohanana goavana sy fandraisana anjara mavitrika ka nahatonga ireo BarCamps teo aloha ho tonga lafatra. Vutha Morn, iray amin'ireo mpankafia fihaonana mikasika ny IT, miantso ireo mpamaky ny blaoginy mba tsy ho taraiky amina fihaonana manintona tahaka izao:
“Tsy nisy nodinganiko ireo BarCamp Phnom Penh roa teo aloha tamin'ny 2008 sy 2009. Nahazo fahalalàna bebe kokoa mikasika ny IT aho. Amin'ity hetsika fahatelo ity, dia mbola hirotsaka ao anatin'izany aho. Ary ianao mba ahoana? Aza taraiky an'ity hetsika manokana ity.”
Ao anatin'ity BarCamp's press release ity ihany, mbola manazava ireo fanantenana goavana entin'ny hetsika amin'ity taona ity i Samrith amin'ny fanantenana hahasarika “mpandray anjara maro ka hanampy azy ireo hahita bebe kokoa ny hatsaran'ny foto-kevitra ijoroan'ny BarCamp, sady handray anjara amina adihevitra mavitrika mikasika ny fivoaran'ny teknolojia ao amin'ny firenena na faritra iray lalovantsika, izay ny teknolojia ao anatin'izany dia anisan'ny ampahany mitombo miaraka amin'ny fiainantsika andavanandro.”
Ny fanambarana tahaka izany dia mampiseho ny fahafahana miditra ny aterineto any Kambodia. Na dia voafetra ho 9.8% aza ny tahanm-pidirana amin'ny aterineto tany Kambodia tamin'ny 2009, dia antenaina fa hihatsara miaraka amin'ny fitaran'ireo orinasa maro mpanome tolotra aterineto izany. Efa misy ihany koa ireo fitaovana vaovao tahaka ny fampiasana ireo finday na ireo modems-n'ny aterineto azo entina mandehandeha izay manome fahafahana miditra malalaka amin'ny aterineto an'ireo mpampiasa aterineto na aiza na aiza amin'ny fampiasàna karatra voaloa sanda mialoha ( prepaid cards).
Fanampin'izay, ohatra tsara ho an'ny hetsika ifampizaràn'ireo olontsotra ny vinavinan'izy ireo mikasika ireo foto-dresaka mahatalanjona anatina tontolo tsy misy teritery ihany koa ny Barcamp. Izany ny fandinihan'i Preetam Rai, mpamoaka lahatsoratra taloha tao amin'ny Global Voices Online ho an'ny faritra Asia Atsimo sady iray amin'ireo mpitoraka blaogy malaza any Asia. Ito ny fijerin'i Preetam mikasika ny fiantraikan'ny lasitra BarCamp:
“Miadana sy am-pitandremana, maka toerana maneranana an'i Azia ny fiovan'ny fianarana. Hery iray ao ambadik'ity fiovana ity ny hetsika fantatra amin'ny anarana hoe BarCamp. Misokatra ny BarCamp, malalaka sy tsy mametraka fandaharam-potoana ho an'ireo mpiteny. Ireo Barcamps mindrana na misambotra efitrano fivoriana, dia mampiasa tambajotra sosialy ho famphafantarana ny olon-drehetra, ary miankina amin'ireo mpandray anjara ny hahatonga izany hetsika izany ho fahombiazana.”
Midera ny hamaroan'ireo mpandray anjara tamin'ny BarCamp voalohany tany Myanmar izay natrehina olona nihoatra ny 2,000 nanerana ny firenena ihany koa izy. Mampandroso ny fifandeferana eo amin'ny kolontsaina samihafa ny Barcamp ary mitanisa ny niainany ireo BarCamp Kambodiana i Preetam:
“Tamin'ny BarCamp vao haingana indrindra tany Kombodia, ireo mpandray anjara Khmer sy Thai dia ninia nanadino ny resaka fifandirana noho ny resaka sisintany sy tempoly mba hilofosana bebe kokoa tamin'ireo fomba hampivoarana ny teknolojia tsy mitady tombon-tsoa manokana.
Na hahatratra ny tanjony na tsia ny hetsiky ny BarCamp tamin'ity taona ity any Kambodia amin'ny fampivoarana ny fianarana sy ny kolontsain'ny fifandeferana amin'ny alalan'ny fivoaran'ny fanapariaham-baovao, iangaviana ianao hiaraka hanisa mihemotra anio ka handray anjara amin'ny hetsika.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...