Tantara tamin'ny 09 Aogositra 2010
Venezoelà: Fetiben'ny bolongana sy fahalalaham-pitenenana an-tserasera
Ny Global Voices teny Espaniola dia te-handrisika ny famahanam-bolongana sy hanondro-daza ny mpamaham-bolongana amin'ny alalan'ny “Festival des Blogs” na fetiben'ny bolongana. Avy amin'izay fomba izay no hahafahan'ny GV teny Espaniola...