Korea Atsimo: Fisaonam-pirenena noho ny fahafatesana vady andefimandry Vietnamiana iray
Misaona ny vady andefimandry Vietnamiana iray maty novonoin'ny vadiny Koreana herinandro taorian'ny nahatongavany tany Korea, ireo mpitoraka blaogy Koreana Tatsimo. Notsindronim-badiny, Jang Du Hyo ( 47 taona ) izay manana aretin-tsaina, tamin'ny antsy sy nodarohana mandrapaha-fatiny i Thach Thi Hoang Ngoc ( 20 taona ). Naneho ny fiaraha-mioriny tamin'ny fianakaviana ny Filohan'ny Korea Atsimo Lee Myung-bak tamin'ny alalan'ny ambasadaoro Koreana any Vietnam. Ireo mpitoraka bilaogy Koreana, raha naneho ny fiaraha-mioriny noho ity famonoana vady andefimandry ity izy ireo, dia nanao antso avo amin'ny governemanta sy ny polisy hanasazy mafy ireo masoivoho tsy ara-dalàna mpikarakara mariazy izay matetika mitondra ireo mariazy ho any amin'ny loza amin'antambo noho ny fanafenana ny tantaran'ny aretin-tsain'ilay ho vady, ireo toetrany sy ny toerana misy azy ao amin'ny fiarahamonina.
Dikamitovin'ny fàfana amin'ny vavahadina tranonkala iray rehefa nitady ny teny hoe: vady andefimandry any Vietnam.
Rehefa mampiditra ny teny fikarohana ‘vady andefimandry any Vietnam’ ao amin'ny Naver.com ianao, izay tranonkala isan'ny ampiasaina be indrindra ao Korea, dia saika sivy amin'ireo tranonkala folo no tranonkalan'ireo mpiantoka fanambadiana, mampanantena an'ireo tovolahy Koreana fa hoe afaka mahazo vady avy any Vietnam na avy any ivelany amin'ny vidiny tena mirary izy ireo, .
Iray amin'ireo tanatin'io tsena io i Ngoc, ilay vady andefimandry tanora maty novonoina. Tamin'ny 01 Jolay izy no tonga tany Korea, ary nanambady ary lasa vatana mangatsiaka tamin'ny 8 Jolay. Tsy nahay niteny Koreana izy ary tsy nahalala na inona na inona mikasika ilay vadiny sy mikasika ny tsy fahasalaman'ny sainy. Nilaza tamin'ny polisy ilay vadiny taty aoriana fa nahazo toromarika avy amina avelo izy hamono ny vady andefimandriny .
Maro ireo Koreana no nihoron-koditra tamin'izany vaovao izany, ny ankamaroan'izy ireo dia miantso izao loza mitranga izao ho henatry ny firenena .
Nanamarika i Spriglaw, mpisolovava iray sady mpitoraka bilaogy ao anatin'ny lahatsorany iray manomboka amin'ny fehezanteny hoe ‘ manoratra ity aho, ary manantena fa tsy hitranga intsony ny loza toy izany’ fa ratsy hatrany am-piandohana ity fanambadiana ity ary ‘simbàn'ny’ tsy fisian'ny fifandraisana, tsy fahalalana ary fandraisan'andraikitra tara loatra.
신부를 거의 구매하다 싶이하고 서로 말이 통하지 않는 상태에서 폭력과 폭언으로 얼룩진 한국의 결혼생활 그 동안 많은 문제로 곪다 곪다 이제는 터져 버린거 같네요. 이제는 한 가정의 문제가 아닌 국가와 국가의 일로 커질거 같아 정말 걱정인 국제 결혼…이러한 잘못된 결혼 행태는 이미 전부터 사기결혼이라고 불릴만한 결혼들이 성행했었고, 그로 인해 가슴에 상처를 입은 해외 여성들이 많이 생겨났습니다. 이러한 문제를 이미 방송과 같은 언론에서 지적을 했지만 안일한 대처를 지속하던 국가와 국민들에게 베트남 신부의 피살이라는 부끄러운 일이 벌어졌습니다.
Tena miroborobo be ny mariazy iraisam-pirenena any Korea. Manodidina ny 11 isan-jato (35000 tranga ) amin'ny mariazy rehetra dia iraisam-pirenena avokoa, araky ny voalazan'ny Tranobe misahana ny Antontan'isa ao Korea. Fa maro no manahy azy ity, ho mariazy arahina fepetra, eo amin'ny tovolahy tsy azo ampanambadiana sy ny vady andefimandry avy any ivelany, izay amidy eo amin'ny manodidina ny 7000 ka hatramin'ny 10000 dolara. Saika amin'ireo tranga rehetra no ahitàna fa samy tsy mifankafantatra fiteny izy ireo, ary dia tsy mandeha ara-dalàna ity mariazy ity amin'ny farany satria vonoin'ireo vadiny ireo andefimandriny, ary dia lasa mandositra ity farany. Rehefa azo zakaina ihany ny zava-miseho, dia mandefa vola any amin'ireo raiamandreniny any amin'ny tany niaviany ireo vady andefimandry. Matetika no lasa fitambaram-bola be ireo vola alefan'ireo vady andefimandry tanora noho ny sandam-panakalozana vola vahiny .
Trustme77, Koreana mpitoraka blaogy , mipetraka any Vietnam dia nanangona ireo tsikera Vietnamiana momba io tantara io ho anatina lahatsoratra fitateram-baovao iray. Ny sasany nizara ireo tantarany mahavaky fo, ary ny hafa kosa tsy nahatàna ny hatezerany amin'ireo mpiantoka mariazy sy ny governemanta.
슬프다. 많은 베트남 여성들이 돈 때문에 그들 스스로의 존엄성을 상관하지 않는다. 더 슬픈 것은 베트남 법이 너무 느슨하다는 것이다. (Bui Tan Man)
도박같은 삶. 젊은 여성들은 외국 생활을 이해하지 못한다. 대부분 천국일 것이라고 생각한다. 그것은 순진한 여성들이 실수일 뿐이다. (Ta Duc Thong)
당신이 깨달았을 때 행복은 없다. 나는 한국 남성과 결혼하여 한국에서 살고 있다. 나는 브로커를 통해서 결혼했고 수백명의 여성들 사이에서 선택되었을 때 울었다…몇 달 간의 서류 절차를 거처 한국에 갔을 때 나의 꿈은 완전히 무너졌다. 그는 직업이 없었고 간질병 환자였다. 속았다는 것을 알았을 때 고향을 그리워하며 많이 울었다. (Nguyen Thi Hong)
국제 결혼 브로커들은 처벌되야 한다. 왜 당국은 나서지 않는가? (Anh Minh)
Fiainana tandindonin-doza : Betsaka ireo vehivavy tanora no tsy mahazo tsara ny mety ho endriky ny fiainana any amin'ireo firenena vahiny. Mihevitra ny ankamaroan'izy ireo fa hoatry ny fiainana any am-paradisa izany. Saingy hadisoan'ireo vehivavy tsy mahay mandinika izany . (Ta Duc Thong)
Tsy misy fifaliana mihitsy nony injay ianao mahatsapa : manam-bady lehilahy Koreana aho ary mipetraka aty Korea amin'izao fotoana izao. Nahita vady tamin'ny alalan'ny mpiantoka aho ary nikiaka (noho ny hafaliana) raha voafidy ho isan'ireo vehivavy andefimandry amin'ireo vehivavy an-jatony maro… Volana maro tao aorian'ny fikarakarana ireo taratasy, tonga taty Korea aho ary rava ho azy ireo nofinofiko. Tsy manana asa ny vadiko no sady voan'ny androbe. Rehefa tsapako fa voarebireby/voafitaka aho, nidradradradra nitomany be mihitsy aho nieritreritra ny tanindrazako . (Nguyen Thi Hong)
Tokony ho saziana mafy ireo mpikarakara fanambadiana iraisam-pirenena ireo. Inona no nahatonga ny governemanta manao asa matotra amin'izy ity ? (Anh Minh)
Tsy mitondra fanampiana amin'ity toe-javatra ity ny tsy fihetsehan'ny fiarahamonina Koreana , araky ny tsikeran'ny mpitoraka bilaogy Danbee 928, izay manao antso avo amin'ireo Koreana hahatsiaro ireo fotoanan'ny tsy fisiana tamin'ny taona 1960 sy 70, raha nandeha tany an-tanin'ady na tany amin'ireo Firenena Tandrefana mba hahazo vola ho entina mody ireo Koreana maro .
우리에게도 과거 가난을 탈출하겠다고 서독 광부로, 간호사로, 그리고 월남전으로 떠난 일이 있습니다. 낯설고 물설은 이역만리에서 가난을 이겨 나가겠다고 그리고 되물림 하지 않겠다고 얼마나 힘들게 지냈는지. 왜 개구리 올챙이적 생각을 하지 못할까요?
Nianiana ireo Polisy Koreana Tatsimo ny hanao fanadihadiana feno manerana ny firenena mikasika ireo orinasa mpiantoka mariazy ireo, na voasoratra anarana izy ireo na tsia. Manantena ireo mpitoraka bilaogy fa ho feno sy ho vita tsara izany mba hamafàna ireo loto amin'ny anaran'ny firenena .
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...