- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Niger : Misoko mangina ny hanoanana

Sokajy: Nizera, Fampandrosoana, Fitantanam-pitondrana, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana

Miteraka ahiahy be ihany ny tsy fahampian'ny fitateram-baovao momba ny olana ara-tsakafo any Sahel ho an'ny olona 2,5 tapitrisa any Niger izay voakasiky ny fahalanian'ny sakafo hohanina [1]. Milaza hanamafy ny fandaharan'asany [2] hiarovana ireo vahoaka ahiana ho tratran'izany ny PAM (Programme Alimentaire Mondial). Milaza ny fisian'ny krizy hafa ara-tsakafo ankoatra ny tamin'ny 2005 ny mpitoraka bilaogy any Niger, olana ara-tsakafo ankehitriny vokatry ny tsy fahampian'ny rotsak'orana tamin'ny taon-dasa [3].

[4]
Olona manatrika ny tany hain'i Sahel nalefan'i Nawal_ nahazoana alalana araka ny CC ao amin'ny Flickr
D.