Niger : Misoko mangina ny hanoanana

Miteraka ahiahy be ihany ny tsy fahampian'ny fitateram-baovao momba ny olana ara-tsakafo any Sahel ho an'ny olona 2,5 tapitrisa any Niger izay voakasiky ny fahalanian'ny sakafo hohanina. Milaza hanamafy ny fandaharan'asany hiarovana ireo vahoaka ahiana ho tratran'izany ny PAM (Programme Alimentaire Mondial). Milaza ny fisian'ny krizy hafa ara-tsakafo ankoatra ny tamin'ny 2005 ny mpitoraka bilaogy any Niger, olana ara-tsakafo ankehitriny vokatry ny tsy fahampian'ny rotsak'orana tamin'ny taon-dasa.

Olona manatrika ny tany hain'i Sahel nalefan'i Nawal_ nahazoana alalana araka ny CC ao amin'ny Flickr
D.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.