Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

30 Jona 2010

Tantara tamin'ny 30 Jona 2010

Jamaika: ‘Dudus’ eo ambany fanaraha-maso

Nivoaka omaly ny vaovao fa voasambotra ihany ilay lehilahy nokarohina hatramin'ny tany Jamaika, Christopher ‘Dudus’ Coke – ny fandefasana azy any Etazonia izay mbola andrasana, hiatrika ny fiampangana azy amin'ny fivarotana rongony sy fitaovam-piadiana an-tsokosoko, dia nahatonga ny firenena handray fepetra vonjimaika dodona noho ny fifandonana teo amin'ireo voalaza ho...

Malaizia: Rava ny fonja manan-tantara

Despite the protest of concerned citizens, artists, and historians, the Malaysian government has decided to demolish the 115 year old Pudu Jail, a historical landmark in Kuala Lumpur. Bloggers react

Singapore: Manamafy ny fepetra miady amin'ny fanariana fako eny an-dalambe ny governemanta

Na dia misy aza ireo lalàna henjana mandràra ny fanariana fako eny an-dàlana any Singapore, mbola miakatra ihany ny isan'ireo mpandoto nandritra ireo taona vitsivitsy farany teo, ka nanery ny governemanta any Singapore hanamafy ny fanentanana amin'ny tsy fanariana fako eny an-dalambe. Hisy fanentanana ho fanomezana henatra mahery vaika kokoa...