Taorian'ny fahareseny teo anatrehan'i Slovenia, dia nahazo hery ry zareo Alzeriana ny 18 Jona rehefa nifanandrina tamin'ny ekipa Anglisy izay natoky tena ny handreseny. Raha alaina sary an-tsaina ny fifanandrinan'ny vendrana amin'ny ekipa mahay, dia nanome fanantenana ireo mpankafy an-tapitrisany izay manantena fa hahita ny ekipa Maitso handingana ny fihodinana voalohany:
Mpitoraka blaogy Algeriana iray no nametraka tsikera tao amin'ny lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe Un nul équitable (adi-sahala mifandanja) [fr]:
L’Algérie et l'Angleterre se quittent dos à dos après 90 minutes où les Verts ont produit une prestation honorable, en faisant jeu égal avec les Anglais, en tous les cas, rien à avoir avec celle contre la Slovénie.
Avy eo nampiany:
Alors qu'une défaite contre les Anglais lui aurait coûté une élimination du Mondial, l'équipe d'Algérie prolonge son sursis et, pour prétendre à une qualification historique au 8e, ce qui est jouable, doit arracher une victoire contre les USA lors de sa troisième rencontre (…).
Raha nidika fandaozana ny fiadiana ny amboara eran-tany ny fahareseny, dia nanalava ny fijanonany i Alzeria ary miandrandra ny dingana faharoa hanana ny toerany ara-tantara kanefa azo atao tsara mihitsy, dia tsy maitsy mandresy ny Etazonia amin'ny lalaony fahatelo.
Rachida, Alzeriana mipetraka any Frantsa, maneho ny fiderany ny ekipa Algeriana [fr]:
Tenir tête durant plus de 90 minutes, non pas à la meilleure équipe, mais aux meilleurs joueurs au monde, relève d'un défi et ils l'ont fait. Chapeau bas à l'équipe algérienne!!!
Mitsikera ireo vokatry ny lalao, Espérance manoratra amina forum fifampiresahana [fr] :
Ils ont bien joué contre la Slovénie mais là c'était mieux, beaucoup mieux. Il n'y avait pas d'erreurs fatales heureusement et je suis sûre qu'il peuvent faire encore mieux.
Fantany fa tsy mahay firy mikasika ny baolina kitra izy, fa manome an'ity toro-hevitra ity ihany i Espérance:
le joueur Abdounne devrait pas remplacer Ziani, certes blessé, lors du prochain match.
Ity sarina voromailala mipetraka eo ambonin'ny tsatokazo Alzeriana ity dia nanamarika ny lalao ary foto-dresaka any anaty resaka maro any Algeria. Tsikerain'i Djamel amin'ny fomba maneso ity zava-nitranga ity ao amin'ny Facebook:
Le pigeon porteur de message de guerre pour l'Algérie était en fait un grigri concocté par le duo Defoe-Heskey. C'était là la tactique de Capello ! Les Anglais nous ont pris pour des pigeons. Mboulhi (gardien algérien) volait plus haut que ce Columba et s'est avéré plus puissant que ce dopage aérien.
Tsy very fanantenana ireo Algeriana ary mino fa haharesy ny ekipa Amerikana ny ekipany. Ny fanontaniana dia hoe, mbola ho eo ihany ve ilay voromailala?