Tamin'ny alahady 13 Jona tamin'ny mitataovovonana, raha niomana ny hijery ny lalao fiadiana tompon-daka erantany amin'ny baolina kitra ifanandrinan'i Alemana sy Aostralia ny ankamaroan'ireo Kolombiana, nivoaka ny vaovao: minitra vitsy vao haingana, nambaran’ [1]ny Filoha Uribe ny fanavotana ny Jeneraly Luis Mendieta sy ny Kolonely Enrique Murillo, Manamboninahitra ao amin'ny Polisim-pirenen'i Kolombia nalain'ny FARC an-keriny tamin'ny 1 Novambra 1998 nandritra ny fahirano tao Mitú [es] [2] tany Amazonia, tany amin'ny departemanta atsimo atsinanan'i Vaupés. Ora maromaro taorian'izay, nanamafy ireo mpitandro filaminana fa avotra koa i Arbey Delgado Argote “Sergent”-n'ny tafika (nalaina an-keriny ny 3 Aogositra 1998 tany Miraflores any Guaviare) ary tafatsoaka ny Kolonely William Donato (nalaina an-keriny niaraka tamin'i Delgado). Tamin'ny Alatsinainy maraina dia hita [3]n'ny Tafika soa aman-tsara i Donato (nampiakarina grady avokoa ireo voaavotra rehetra taorian'ny fanekena ny lalàna tany amin'ny Kongresy [es] [4] tamin'ny 2008). Ny fanavotana, izay natao tany Calamar any Guaviare [5], dia nantsoina hoe fakàna tahaka [6] ny Operation Camaleón nataon'ny Ministery ny Fiarovana Gabriel Silva. Tamin'ny 2008, ny Operation [7] Jaque [8] dia nanavotra an'i Íngrid Betancourt sy takalon'aina 14 hafa.
Raha niparitaka ny vaovao, naneho hevitra momba izany ireo Kolombiana mpampiasa Twitter – no sady manao fanamby amin'ny lalao Fiadiana Tompon-daka erantany. Ny ankamaroan'izy ireo faly [es] [10], ny sasany toa miahiahy [es] [11] ny amin'ny rindran-damin'ity “opération” ity, herinandro mialohan'ny fihodinana voalohan'ny fifidianana filoham-pirenena [12] ifanandrinan'i Juan Manuel Santos (Minisitry ny Fiarovana teo aloha) sy Antanas Mockus.
@kaops19852 [13]:
Gracias @AlvaroUribeVel por demostrarles a los amigos de las Farc y a ese grupo que hasta el ultimo día de su mandato los ataca con fuerza
@adrianitaca [14]:
No puedo creer que algunos en vez de alegrarse digan estupideces
@MaisAngel [15]:
La alegría de un rescatado y el grandioso trabajo de las FFAA no deben nublar el análisis.
@sergioand [16]:
No importa si usted es liberal, conservador, Uribista, verde o del PIN. Es un secuestrado menos¡¡¡¡¡¡
@AlfonsoRicoT [17]:
Mejor gol, de #Mundial, anotado por el #Ejército al rescatar a #Mendieta y #Murillo #PiedadCórdoba #Secuestrados #FARC http://bit.ly/9bp4n5
@simonwilchesc (1 [18], 2 [19]):
Si hubiera una diferencia más clara entre Gobierno y Estado. Lo de Mendieta no causaría reacciones encontradas y sospechas entre la gente. Y este gobierno ha preferido beneficiar a individuos sobre las instituciones, Es natural que exista la sospecha. No se hagan y no se quejen.
@Tefa_ [20]:
Sinceramente creo en la buena fe de la gente. No sean hijueputas, si Uribe los hubiera podido rescatar a todos, lo hubiera hecho.
@klawdy [21]:
Que viva Colombia carajo, viva nuestro glorioso Ejército Nacional!!! Ojalá la maldita “Corte Suprema de Justicia” no los juzgue en 20 años.
@stultaviro [22]:
Si hay un falso positivo, la culpa es de Uribe. Si hay una operación exitosa contra la subversión, es oportunismo de Uribe. Lógica mamerta.
@juanmurs [25]:
De todo corazón me alegro por la liberación de los secuestrados,pero no sabia que cuando hay rescate militar si se permite el show mediatico
@JoseGregorio [26]:
Se necesita un fanatismo inmenso para recibir con odio cualquier logro de Uribe. Me impresionan.
@NiaEsco [27]:
A mi me parece triste que siempre rescaten a los más conocidos. ¿y el resto qué?
@MauricioJaramil [28]:
Qué tontería sugerir que rescate tiene propósitos electorales. El riesgo de una operación fallida era mucho mayor.
@arttesano [29]:
¿ si hemos de estar de algun lado no ha de ser del lado de los secuestrados ? . . .
@egolaxista [30]:
Lo verdaderamente ridículo es que aquí acusen a alguien de no estar contento porque rescataron a un secuestrado.
@jrinconh [31]:
Quienes están contrariados con el rescate porque creen que favorece al candidato del gobierno, harían bien en disimilar un poquito.
@DanielitoBang [32]:
De incoherencias y otras bondades: Malo el show cuando liberaron a Moncayo. Formidable ahora cuando rescataron a Mendieta. ¿Es así?
Tamin'ny alatsinainy maraina, nentina tany Bogotá [34] ireo takalon'aina avotra mba hihaona amin'ireo fianakaviany sy hanao fizahàna ara-pahasalamana. Ireo mpampiasa Twitter sasany dia nitsikera ny fomba nanaovan'ireo mpanao gazety tatitra sy ny fitondran-tenan'izy ireo tamin'ny nahatongavan'ireo takalon'aina avotra sy ny famoriana mpanao gazety [es] [35] taorian'izay, ary koa ny hoe ankoatran'i Mendieta dia mbola voatàna any ireo takalon'aina taloha:
@Tefa_ [36]:
¿Y esas cadenas que van a mostrar cuántos votos darán? ¿no podían quitárselas o es otra estrategia de JJ?
@juanmurs [37]:
Empezó el show en Catam, me acuerdo cuando dijeron que quitarle las cadenas a Moncayo era una payasada
@kloscorrea [38]:
Parece que algunos periodistas y fotografos quisieran que no estuvieran los familiares estorbando
@hyperconectado [39]:
Deberíamos ser expertos en ruedas de prensa para secuestrados. Pero no.
@programator [40]
¿Sí es necesaria esa música apocalíptica para una noticia? Está bien que pasen los testimonios, pero la banda sonora no.
@_wap_ [41]:
Tenian una motosierra para la liberacion, y no tenian una hijueputa segueta o unas pinzas para quitarles esas cadenas? #Libertad
@pcastano [43]
Las últimas liberaciones me han tocado con visitantes estadounidenses en mi casa. Hoy Josh hace preguntas sobre todo este circo…
@AlejitaO [44]:
La libertad de estos colombianos no tiene nada que ver con un color político, todos repudiamos a las Farc, en eso todos nos parecemos.
Niaraka tamin'ny fanaovatana an'ireo takalon'aina efatra ireo, miaramila sy polisy 17 no mbola voatazon'ny FARC [es] [45], izay nitetika ny hanakalo azy ireo an'ireo mpanao ady anaty akata voafonja; misy ihany koa takalon'aina [46]an-jatony [46]tsy fantatra anarana [es] [46] any Kolombia.