Tamin'ny alahady 13 Jona tamin'ny mitataovovonana, raha niomana ny hijery ny lalao fiadiana tompon-daka erantany amin'ny baolina kitra ifanandrinan'i Alemana sy Aostralia ny ankamaroan'ireo Kolombiana, nivoaka ny vaovao: minitra vitsy vao haingana, nambaran’ny Filoha Uribe ny fanavotana ny Jeneraly Luis Mendieta sy ny Kolonely Enrique Murillo, Manamboninahitra ao amin'ny Polisim-pirenen'i Kolombia nalain'ny FARC an-keriny tamin'ny 1 Novambra 1998 nandritra ny fahirano tao Mitú [es] tany Amazonia, tany amin'ny departemanta atsimo atsinanan'i Vaupés. Ora maromaro taorian'izay, nanamafy ireo mpitandro filaminana fa avotra koa i Arbey Delgado Argote “Sergent”-n'ny tafika (nalaina an-keriny ny 3 Aogositra 1998 tany Miraflores any Guaviare) ary tafatsoaka ny Kolonely William Donato (nalaina an-keriny niaraka tamin'i Delgado). Tamin'ny Alatsinainy maraina dia hitan'ny Tafika soa aman-tsara i Donato (nampiakarina grady avokoa ireo voaavotra rehetra taorian'ny fanekena ny lalàna tany amin'ny Kongresy [es] tamin'ny 2008). Ny fanavotana, izay natao tany Calamar any Guaviare, dia nantsoina hoe fakàna tahaka ny Operation Camaleón nataon'ny Ministery ny Fiarovana Gabriel Silva. Tamin'ny 2008, ny Operation Jaque dia nanavotra an'i Íngrid Betancourt sy takalon'aina 14 hafa.
Raha niparitaka ny vaovao, naneho hevitra momba izany ireo Kolombiana mpampiasa Twitter – no sady manao fanamby amin'ny lalao Fiadiana Tompon-daka erantany. Ny ankamaroan'izy ireo faly [es], ny sasany toa miahiahy [es] ny amin'ny rindran-damin'ity “opération” ity, herinandro mialohan'ny fihodinana voalohan'ny fifidianana filoham-pirenena ifanandrinan'i Juan Manuel Santos (Minisitry ny Fiarovana teo aloha) sy Antanas Mockus.
Gracias @AlvaroUribeVel por demostrarles a los amigos de las Farc y a ese grupo que hasta el ultimo día de su mandato los ataca con fuerza
No puedo creer que algunos en vez de alegrarse digan estupideces
La alegría de un rescatado y el grandioso trabajo de las FFAA no deben nublar el análisis.
No importa si usted es liberal, conservador, Uribista, verde o del PIN. Es un secuestrado menos¡¡¡¡¡¡
Mejor gol, de #Mundial, anotado por el #Ejército al rescatar a #Mendieta y #Murillo #PiedadCórdoba #Secuestrados #FARC http://bit.ly/9bp4n5
Si hubiera una diferencia más clara entre Gobierno y Estado. Lo de Mendieta no causaría reacciones encontradas y sospechas entre la gente. Y este gobierno ha preferido beneficiar a individuos sobre las instituciones, Es natural que exista la sospecha. No se hagan y no se quejen.
Sinceramente creo en la buena fe de la gente. No sean hijueputas, si Uribe los hubiera podido rescatar a todos, lo hubiera hecho.
Que viva Colombia carajo, viva nuestro glorioso Ejército Nacional!!! Ojalá la maldita “Corte Suprema de Justicia” no los juzgue en 20 años.
Si hay un falso positivo, la culpa es de Uribe. Si hay una operación exitosa contra la subversión, es oportunismo de Uribe. Lógica mamerta.
De todo corazón me alegro por la liberación de los secuestrados,pero no sabia que cuando hay rescate militar si se permite el show mediatico
Se necesita un fanatismo inmenso para recibir con odio cualquier logro de Uribe. Me impresionan.
A mi me parece triste que siempre rescaten a los más conocidos. ¿y el resto qué?
Qué tontería sugerir que rescate tiene propósitos electorales. El riesgo de una operación fallida era mucho mayor.
¿ si hemos de estar de algun lado no ha de ser del lado de los secuestrados ? . . .
Lo verdaderamente ridículo es que aquí acusen a alguien de no estar contento porque rescataron a un secuestrado.
Quienes están contrariados con el rescate porque creen que favorece al candidato del gobierno, harían bien en disimilar un poquito.
De incoherencias y otras bondades: Malo el show cuando liberaron a Moncayo. Formidable ahora cuando rescataron a Mendieta. ¿Es así?
Tamin'ny alatsinainy maraina, nentina tany Bogotá ireo takalon'aina avotra mba hihaona amin'ireo fianakaviany sy hanao fizahàna ara-pahasalamana. Ireo mpampiasa Twitter sasany dia nitsikera ny fomba nanaovan'ireo mpanao gazety tatitra sy ny fitondran-tenan'izy ireo tamin'ny nahatongavan'ireo takalon'aina avotra sy ny famoriana mpanao gazety [es] taorian'izay, ary koa ny hoe ankoatran'i Mendieta dia mbola voatàna any ireo takalon'aina taloha:
¿Y esas cadenas que van a mostrar cuántos votos darán? ¿no podían quitárselas o es otra estrategia de JJ?
Empezó el show en Catam, me acuerdo cuando dijeron que quitarle las cadenas a Moncayo era una payasada
Parece que algunos periodistas y fotografos quisieran que no estuvieran los familiares estorbando
Deberíamos ser expertos en ruedas de prensa para secuestrados. Pero no.
¿Sí es necesaria esa música apocalíptica para una noticia? Está bien que pasen los testimonios, pero la banda sonora no.
Tenian una motosierra para la liberacion, y no tenian una hijueputa segueta o unas pinzas para quitarles esas cadenas? #Libertad
Las últimas liberaciones me han tocado con visitantes estadounidenses en mi casa. Hoy Josh hace preguntas sobre todo este circo…
La libertad de estos colombianos no tiene nada que ver con un color político, todos repudiamos a las Farc, en eso todos nos parecemos.
Niaraka tamin'ny fanaovatana an'ireo takalon'aina efatra ireo, miaramila sy polisy 17 no mbola voatazon'ny FARC [es], izay nitetika ny hanakalo azy ireo an'ireo mpanao ady anaty akata voafonja; misy ihany koa takalon'aina an-jatony tsy fantatra anarana [es] any Kolombia.