12 Jona 2010

Tantara tamin'ny 12 Jona 2010

Japon: Nametra-pialana ny praiministra, ho ela velona anie ny mpandimby azy!

  12 Jona 2010

Resaka kolikoly, kobaka am-bava, firodanan'ny firaisan'ny governemanta…ireo no antony lehibe nampitotongana ny fitiavan'ny olona ny governemantan'i Yukio Hatayoma ho 17% tamin'ny faran'ny volana may, ary nitarika ny fametraha-pialan'ny praiminisitra zapone. Andro vitsy izay no lasa taorian'ny fanambarany tamin'ny firenena ny fialany nandritra ny kabary nalefa nivantana tamin'ny fahitalavitra – izay...

Palestina: “Matahotra ranomasina aho”

  12 Jona 2010

Ho fihetsehana amin'ny “raid” tamin'ny Flotilla-mpahafahan'i Gaza tamin'ny 31 May, nanoratra lahatsoratra miendrika kanto ilay mpitoraka blaogy Gaza Kawther Abu Hani miainga amin'ny fomba fijerina ankizy, mitondra ny lohateny hoe Tsy Levona ireo Vatomamy. Tao amin'ny blaoginy Notes of the Night, manoratra i Kawther : أنا خائفة جدا من البحر...