05 Jona 2010

Tantara tamin'ny 05 Jona 2010

Japana: Ireny elo “vinyl” mahazatra ireny

  05 Jona 2010

Zavatra mahafinaritra ny elo Japoney nentin-drazana na wagasa, vita amin'ny bararata sy taratasy Japoney. Saingy ny elo mahazatra indrindra, dia ity iray mora vidy, tantera-pahazavàna, vita amin'ny plastika sy “vinyl” (avy amin'ny mpandika: karazana plastika hafa ihany koa ny vinyl). Azo vidiana na aiza na aiza any amin'ireo kioska sy...

Argentina: Fankalazana ny faha-roanjato taona amin'ny aterineto

  05 Jona 2010

Nankalaza ny faha-200 taonan'ny fiandohan'ny fanasarahana azy tamin'i Espana i Argentina, nanomboka ny May 25, 1810. Tamin'io fotoana io, komity iray tao an-toerana no nanapa-kevitra ny hanongana ny mpanjaka lefitra Espaniola ary hanomboka ny fananganana Governemanta mahaleotena. Isan'ny ao anatin'ity fankalazana ity, eo anelanelan'ny 21-25 May, dia hisy fihetsiketsehana maro,...