Tantara tamin'ny 04 Jona 2010
Maraoka: Misy olona mitovy sata kokoa
Mitovy sata daholo ny maraokana rehetra, fa misy ny Maraokana mitovy sata kokoa amin'ny hafa, raha nanoratra ilay mpitoraka bilaogy maraokana Jamal Elabiad. Niafara tamin'io famintinana io izy taorian'ny resaka kolikoly...