Zimbaboe : Fahadisoana ve ny hoe teraka fotsy volonkoditra?

Mitatitra momba ny politikam-bolonkoditra misy any Zimbaboe i Chris Kabwato [ndlr. ao amin'ny blaogy “Zimbabwe in Pictures” na Zimbaboe an-tsary]:

In Zimbabwe there is a person who cannot be sworn in as a minister of state, not because of any crime he committed, but he is simply the wrong colour. He is white.

“Any Zimbaboe dia misy olona tsy afaka tendrena ho Ministra mihitsy, tsy sanatria noho izay heloka mety ho nataony, tsotra ihany ny antony: diso volonkoditra izy. Fotsy ilay olona.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.