Trinite sy Tôbagô : Soratsorajatovo sy sarinjatovo amin'ny fotoam-pifidianana

Copy Book Page [pejin'ny kahìe] no manapariaka sarin'ny soratsorajatovo sy sarinjatovo amin'ny fotoam-pifidianana, sady manontany tena :

Apparently Graffiti is only legal and accepted around election time.

“Toa ohatra rehefa fotoam-pifidianana ihany vao ara-dalàna sy ekena ireo soratsorajatovo sy sarinjatovo.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.