23 Mey 2010

Tantara tamin'ny 23 Mey 2010

Amerika Latina: Fankalazàna ny Andron'ny Aterineto isam-paritra

  23 Mey 2010

Ny Andron'ny Aterineto dia hetsika fanao any Espana nanomboka tamin'ny taona 2005 ka niparitaka maneran-tany izay isaorana ny Firenena Mikambana, nanondro ny 17 Mey ho Andro Iraisam-pirenenan'ny Fiaraha-monin'ny fampahalalam-baovao. Tamin'ity taona ity, nisy hetsika maro naparitaka sy notontosaina tamin'ny alalan'ireo blaogy sy Twitter nanerana ny firenena maro any Amerika Latina....

Jeritodika maimaika amin'ny tontolon'ny blaogy rosiana tamin'ny 2009-2010

  23 Mey 2010

Ity tatitra ity dia nosoratana ho anisan'ny noresahina momba ny Aterineto Rosiana nandritra ilay Vovonana 2010 an'ny GV momba ny media-n'ny olon-tsotra. Alexey Sidorenko, nanolotra tamin'ny Vovonana iraisam-pirenena GV tany Santiago, sarin'i Gregory Asmolov Tranga fototra Nahatratra 38% ny isanjaton'ny Rosiana no mpiditra amin'ny aterineto (eo amin'ny mpampiasa 40 tapitrisa...

Sina: Misy toerana ho an'ny kolontsaina avo lenta ve eo anivon'ny fanabeazana?

  23 Mey 2010

Misy toerana ho an’ny fanabeazana ankapobeny ve amin’izao fiaraha-monina maoderina ankehitriny izao, izay efa maharomotra ny fifaninanana eo amin’ny tsenan’ny asa, ary ny raharaha rehetra dia samy efa voatokana sy ara-teknika daholo? Ny volana Aprily dia namoaka taratasy nosoratan’ny mpianatra amin’ny taona faha-3 amin’ny Anjerimanontolo  ao Tianjin, tanan-dehibe malaza iray ao...