- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara: Lahatsarin'ny fifampitifirana nitranga teo anivon'ny foloalindahy

Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Ady & Fifandirana, Mediam-bahoaka, Politika

Ny namana mpiblaogy MyDago [ny Madagasikarako] dia manapariaka lahatsarin'ny fifandonan'ny tafika sy ny Zandary nikomy [1] tao Antananarivo androany (Alakamisy faha-20 May 2010).