- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Sary doro-ala

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Rosia, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Mediam-bahoaka, Saripika, Teknolojia, Tontolo_iainana, Vaovao Mafana, Akon'ny RuNet

Ny mpiblaogintsary Igor Podgorny dia manapariaka porofo an-tsary [1] ireo fahavoazavana nateraky ny doro-ala izay lavin'ny fanjakana Rosiana ny fisiany.