- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Sarin'ny tondra-drano tany Môskoa

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Rosia, Mediam-bahoaka, Vaovao Mafana, Voina, Akon'ny RuNet

Alexey Yushenkov dia manapariaka andian-tsary [1] nalainy nandritra ny tondra-drano izay nitranga tany amin'ireo lalambe izay isan'ny ivon-tananan'i Môskoa. Mizàra sary sahala saingy tamin'ny taona 2006 [2] koa izy. Misy sary hafa mitatitra izany tondra-drano izany azo jerena ato [3] sy ato [4].