- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japàna: Festival Sanja

Sokajy: Azia Atsinanana, Japana, Mediam-bahoaka, Saripika, Zavakanto & Kolontsaina

Zuco dia manapariaka andian-tsary [1] mahatalanjòn'ny Festival Sanja [2] izay fety nentim-paharazana ankalazaina any Asakosà, Tokyo, Japàna.