- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Haïty: Fanampiana sa Fanakatsakànana?

Sokajy: Amerika Avaratra, Karaiba, Haiti, Kanadà, Fifandraisana iraisam-pirenena, Hafanàm-po nomerika, Lalàna, Mediam-bahoaka, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Voina

Velom-panontaniana i The Haitian Blogger [1] [Mpiblaogy Haisiana] hoe:

“Why does a country with one of the lowest crime rates in the Western Hemisphere need 9,000+ UN troops, US troops and 4.4 million dollars for prisons?”

“Aty amin'ny firenena tandrefana izay isan'ny iva taha indrindra raha ny lafiny herisetra, inona no ilàna ireo miaramilan'ny Firenena Mikambana izay mihoatry ny 9'000, sy ireo miaramila Amerikana ary vola 4,4 tapitrisa $ hoan'ireo fonja?”