- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Orogoay: Tatitra an-tsary fanatanterahana sarinjatovo

Sokajy: Amerika Latina, Orogoay, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

Ny blaogy Con la Cámara en el Bolsillo [miaraka amin'ny saripika ao am-paosiko] dia mitatitra sy manapariaka sary avy any amin'ny faritry ny tanànan'ny Montevideo, (renivohitry) Orogoay. Vao tsy ela i Fonzi no nanapariaka tatitra an-tsary fanatanterahana sarinjatovo amin'ny rindrina iray [1] [es].