- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japàna: Karnavaly Cosplay

Sokajy: Azia Atsinanana, Japana, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

The Englishman [Ilay rahangahy Anglisy] dia manapariaka andian-tsary maromaron'ny Karnavaly Cosplay [1] [fiakanjoana sy fakan-tahaka ireo mpilalao tantara sariitatra] any Ozaka, Japàna.