Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

18 Avrily 2010

Tantara tamin'ny 18 Avrily 2010

Madagasikara: Fanonganam-panjakana misesisesy rehefa mihamanakaiky ny fifampiraharahana

Taorian'ny fanesorana tamin'ny toerany ny minisitry ny foloalindahy tamin'ny 7 Avril noho ny fiampangana azy ho nikasa hanongam-panjakana, manontany i  Achille52 hoe inona indray ny dikan'ity filazana ho nisiana fanonganam-panjakana hafa ny andron'ny 18 avrily ity sy ny fisamborana maro nanaraka azy (fr).  Ny mampiahiahy azy indrindra dia ny fotoana fisian'ny...

Kolombia: Ny Arepas, fomba fanao isaky ny tolakandro

Any Kolombia, ny fotoana eo anelanelan'ny amin'ny 3 sy 6 ora hariva dia matetika natokana ho an'ny kafe na sôkôla mafana miaraka amin'ny arepa na mofo hafa namboarina. Efa zary lasa fomba amam-panao ifandovan'ireo taranaka mifandimby izany.