- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona: Fielezam-baovao any amin'ny tontolo arabo

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Iràka, Libanona, Ady & Fifandirana, Media sy Fanoratan-gazety

“Nihorohoro tamin'ny fanjakazakana tokan'ny teknolojia tandrefana ny Arabo tamin'ny 1991 (tifitra tsara kendry nasehon'ny CNN ohatra nefa tsy nampiseho ny fahavoazana mihatra amin'ny sivily tratran'izany)… Tamin'ny 2003 kosa dia nahazo ny fantsom-baovao iray amin'ny 32 hafa azo amin'ny zana-bolana Al Jazeera ny tontolo Arabo/Silamo hitatitra momba ny ady…Nampatahotra ny sivilizasiona tandrefana izany fandresena eo amin'ny famoaham-baovao izany…” hoy ny nosoratan'i Adonis49 [1]niresaka momba ny fivoaran'ny fampielezana sy ny firoboroboan'ny vaovao any amin'ny tontolo Arabo.

Moussa Bashir [2]