Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

01 Avrily 2010

Tantara tamin'ny 01 Avrily 2010

Greenpeace vs. Nestle – manodidina ny fahalalàhana maneho hevitra

Tapa-bolana izao no nahamarihana fa niakatrakatra ny adihevitra manodidina ny fanentanana ataon'ny Greenpeace tato ho ato mikendry manokana ny Nestle noho ny fampiasan'izy ireo ny menaka voanio izay mitarika fahasimbana goavana ho an'ny tontolo iainana. Ny fanentanana dia nanomboka tamina video viral iray (horonantsary miresaka otrikaretina) nampakarina tao amin'ny  YouTube...

Afrika Atsimo: Ilay vehivavy nandany 7 volana tany amin'ny fonja natao ho an'ny lehilahy

Talohan'ny namotsorana azy noho ny fikasàna hangalatra sy hàka an-keriny tany Afrika Atsimo, notànana tamina fonjan-dehilahy nandritry ny fito volana i  Denise Abbah mandra-piandry ny fitsarana azy. Noheverin'ireo mpandraharaha ny fonja ho irony sarimbavy irony izy. Ankehitriny dia mitaky ny rariny i Ramatoa Abbah ka nitory ny Departemantan'ny Sampana Famaizana...