- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Trinite sy Tobago: Vita ny vola

Sokajy: Karaiba, Trinite sy Tobago, Fifidianana, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Hehy, Lalàna, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Vaovao Mafana

“Nanoaka aho halina raha nahare tamin'ny vaovao navoakan'ny televiziona rehetra misy eto an-toerana nitatitra ny nanafihan'ny polisy, malaza amin'ny fankatoavana ny lehibeny tsy azo anaovana kolikoly, ny biraon'ny UDeCOTT, ny biraon'ny Sunway International ary ny tranon'i Calder Hart, angamba eo ampikarohana ny ambim-bolan'ny Trésor”: Nolazain'ny This Beach Called Life [1] fa tsy manambola [hanodinana ny raharaham-panjakana] intsony i Trinite sy Tobago.

Janine Mendes-Franco [2]