Tantara tamin'ny 06 Marsa 2010
Etazonia: 4 marsa andro fiarovana ny fanabeazana
Mizotra any an-takonana any ny fiomanana ho amin'ny Androm-pirenena 4 marsa hihetsehana ho fiarovana ny fanabeazana any amin'ny anjerimanontolo maro any Etazonia. Manohitra ny fahalafosan'ny sara-pisoratana anarana, ny fanavakavahana ny mpianatra...
Italy :Nanameloka mpitantana telo ao amin'ny Google noho ny tsy fanajàna ny fiainana manokana

Tamin'ny herinandro lasa teo, mpitsara Italiana iray no nanameloka tomponandraikitra ambony telo avy amin'ny Google tamin'ny tsy fanajàna ny lalàna Italiana mikasika ny fiainana manokana noho ny video iray nampakarina...
Philippines: “Fifanaraham-panambadiana azo havaozina”
Vondrona politika iray ao Philippines no maniry hampiditra volavolan-dalàna mametraka ny fetram-pifanaraham-panambadiana iray ho manankery mandritry ny folo taona. Araka ny nanampoizana azy dia niteraka fanehoan-kevitra mivaivay eo anivon'ny fitorahana blaogy ity tolo-dalàna tokana an-tany ity.
Pologne: Ady amin'ny homamiadana amin'ny aterineto
Zazavavy kely miramirana 5 taona i Lenka ary i Paula kosa dia mpianatra momba ny haiendrika anatiny ("design interieur") manatona ny faha-20 taonany. Tsy mieritreritra ianao hoe mety hanana zavatra iraisana izy roa ireo nefa dia misy izany. Samy manana homamiadana izy ireo ary samy manana blaogy hiresahan'izy ireo ny fiadiany amin'ity aretina ity
Kenya: Tondradrano tao Samburu fa nihoa-morona ny ony Ewaso Nyiro
Tobim-pikarohana STE anaty rano Nitondraka an'i Samburu faritra avaratr'i Kenya ny fiposahan'ny masoandro'ny alakamisy 4 marsa ny rano ka nandrava trano falafa fandraisana mpizahantany 6, tobim-pikarohana momba ny fiainan'ny (bibidia)...

